Hymn'AllLitorjia 31/05/2026 › Henoy tsara anaka
Hymne n° 19

Henoy tsara anaka

Fihirana Hasina p. 484

🎵 Fa majeur 📂 Fanirahana
✦ ✦ ✦

1 Henoy tsara, anaka, 'zao teny izao, Teny mahasoa, tenin-dReninao; Tsy mitezitra aho, fa mananatra: Tadidio tsara ny lazaiko. Toky izao no omeko, ry Reny madio: Hiadiako mafy hatramin'izao Ny fomba tsy mety, ny fitiavan-tena; Ampio àry aho, Maria Reniko. 2 Mamiko tokoa ny hadiovam-po: Ikezaho mafy mba hanananao; Antsoy isan'andro 'zaho Reninao, Aza miady irery fandrao resy.

← Retour à Litorjia 31/05/2026