Hymne n° 17
Ry Zanakondry (beso)
Zafindraony
🎵 Do majeur 📂 Zanakondry
MG
✦ ✦ ✦
Ry Zanakondrin'Andriamanitra Izay manala ny fahotan'izao tontolo izao Mamindrà fo aminay Mamindrà fo aminay e e e Mamindrà fo aminay Mamindrà fo aminay (2) Ry Zanakondrin'Andriamanitra Izay manala ny fahotan'izao tontolo izao Omeo fiadanana Omeo fiadanana zahay ee Omeo fiadanana Omeo fiadanana