Hymne n° 13
Nohelohina ianao, novonoina
🎵 Sol majeur 📂 Fahatsiarovana
MG
✦ ✦ ✦
Nohelohina ianao, novonoina Fa nitsangana tamin'ny maty Ka hoy izahay, manao hoe: Dera sy laza anie Ho anao ry Tompo mpandresy Dera sy laza anie Ho anao ry Tompo mpandresy