Hymn'AllLitorjia 31/05/2026 › Atolotro anao Andriamanitra
Hymne n° 11

Atolotro anao Andriamanitra

Fihirana Hasina p. 170

🎵 Ré majeur 📂 Fanolorana MG
✦ ✦ ✦

1 Atolotro anao, Andriamanitra ô, Atolotro ny tenako rehetra ; Omeko anao ho varo-tsy mifody : Ry Tompo ô, raiso re raha sitrakao. Mba raiso na tsy mendrika aza, Mba ho anao mandrakizay. 2 Izaho anefa olona mpanota Ny sitrapo malemy sady osa ; Kanefa re matoky ny fonao : Ry Tompo ô, ianao no heriko.

← Retour à Litorjia 31/05/2026