Hymne n° 5
Isika no Tempolin'Andriamanitra
Fihirana Hasina p. 332
🎵 Do majeur 📂 Salamo
MG
✦ ✦ ✦
Sas.: Isika no tempolin’Andriamanitra Ary monina ao amintsika ny Fanahy, Fanahin’Andriamanitra 1. Isaorana indrindra Ianao Ry Tompo Andriamanitry ny razana Fa mendrika dera sy laza isaorana mandrakizay 2. Isaorana ny Anaranao Fa masina be voninahitra Ka mendrika dera sy laza isaorana mandrakizay