Hymn'AllLitorjia 31/05/2026 › Aiza izahay no ho faly
Hymne n° 2

Aiza izahay no ho faly

Fihirana Hasina p. 629

🎵 Fa majeur 📂 Fifonana MG
✦ ✦ ✦

Aiza izahay no ho faly hoe voavela fahotana Raha tsy ao aminao? Tompo ô, mamindrà fo aminay Aiza izahay no hatoky, fa hahazo famonjena Raha tsy ao aminao? Kristy ô, mamindrà fo aminay Aiza izahay no ho tia, ny Rainao sy Rainay Raha tsy ao aminao? Tompo ô, mamindrà fo aminay

← Retour à Litorjia 31/05/2026