KOIKE
Ndrianagnahary fa nagnambara fa ho avy tampoky e Hateany anao tsy ho diso anjara tsy ho fatiantoky e An-tany etoy lahy tsy ho tamany fa raha ho simba koa Hanagna zao mbo ho mety ho lany fa ka tamane koa; Rambeso Jesosy apanjakao amin'ny fiaignanao Mibebaha tsy ho tra-negny amin'ny fomba raty atao Gny fitiava ro tanteraho amin'ny androm-piagnanao Mazava hoazy gny lala hidiranao an-dagnitsy ao, longoko e Ref: Tsy ho ela fiavian'i Jesosy Ndao hibebaky tsika rolahy Ho avy tamapoky Ie tsy hanegne Miomana fa tsy ho hainao Apanjakao amin'ny fiaignanao Jesosy Fiaigna mandrakizay ho anao Jesosy ro tanjaho amin'ny androm-piaignanao Mazava hoazy gny lala idiranao an-dagnitsy ao Jesosy ro tanjaho amin'ny andro,androm-piaignanao Mazava hoazy gny lalanao Iliranao an-dagnitsy ao longoko e