Hymn'AllChorale Tafiky ny Lanitra Antsakoameloka › TSENAO GNAMPANDOMBA
Hymne n° 4

TSENAO GNAMPANDOMBA

🎼 DORIS MG
✦ ✦ ✦

Velo sinisiny gnainay (nahazo) Ingo Jesosy bakao Mba hamonjy antsika Be havoa Ka tsenao Jesosy Mpanjaka, ny Mpanjaka Naterake, mba hamonjy izao tontolo izao Ho antsika Aia tsika longoko e (tsy ho tara) Andao mirengea Ka lombao, masika Gn’ampandomba Ka tsenao Jesosy Mpanjaka, ny Mpanjaka Naterake, mba hamonjy izao tontolo izao Ho antsika Andao ndao tsika, andao ndao tsika Ka tsenao, masika gnampandomba

← Retour à Chorale Tafiky ny Lanitra Antsakoameloka