Hymn'AllChorale Tafiky ny Lanitra Antsakoameloka › FITIAVANA MARINA
Hymne n° 2

FITIAVANA MARINA

🎼 Mme HAINGO MG
✦ ✦ ✦

And1: Efa tonga izao, ny Tomponao Hanafaka anao, raha mety anao Hanala ny otanao, ny tsy finonao Ireo ady lava, tsy fitiavana Ref1: Amboaro aho Jesosy ô Mba hanam-pitiavana Hahay hifamela, hahay hifandefitra Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao And2: Ô ry olona ô, meteza re Mba hifankatia ka ho doria Hasambarana ho anao, raha toa ekenao Fa tsy msy intsony ireo fahavalonao Ref2: Hahay hifamela, hahay hifandefitra Hahay hifamela, hahay hifandefitra Ireo fahotana maro voasarom-pitiavana Inty aho Jeso, iriko ho toa Anao

← Retour à Chorale Tafiky ny Lanitra Antsakoameloka